| Entry |
 |
ay
|
| Part of speech | |
interjection
|
| Malagasy definition | |
Eny, ampiasaina raha ohatra ka misy miteny zavatra amin'ny teny ka manaiky azy [Betsimisaraka]
[Rakotosaona 1972]
|
| English translation | |
An expression of like or dislike, gladness, or astonishment. Nay, not. (Prov.) [Richardson 1885]
|
|
| Entry |
 |
ay
|
| Part of speech | |
noun
|
| Malagasy definition | |
Aina [Antesaka, Tanosy]
[Rakotosaona 1972]
|
| French translation | |
Vie, corps [Antesaka]
[Deschamps 1936]
|
| Vocabulary | |
| Derivatives | |
| Compounds | |
|
|
| Entry |
 |
ay
|
| Part of speech | |
adverb
|
| Malagasy definition | |
Aiza [Bara]
[Rakotosaona 1972]
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
 |
-ay
|
| Part of speech | |
pronoun
|
| Malagasy definition | |
Mpisolo anarana misolo olona fanao tovan [...] [full text in Rajemisa 1985]
|
| English translation | |
Our, ours; by us. Not including the person addressed.
Compare -ntsika.
Rainay [ray]. Our father.
Alefanay [lefa]. Set free by us.
¶ When added to trisyllabic words ending in
-ka or -tra, the n is rejected.
Satrokay [satroka]. Our hat.
Fantratray [fantratra]. Known by us. ¶ -ay: contraction of -nay after words ending in -ka or -tra, as satrokay, our hat; fantatray, known by us. [Richardson 1885]
|
| | |
Our; done by us (exclusive) [Hallanger 1973]
|
| French translation | |
Suffixe, excluant les personnes à qui l'on parle.
Notre, nos, de nous, par nous.
Ny tranonay: notre maison.
Hiatnay: vu par nous.
Amboninay: au-dessus de nous. [Abinal 1888]
|
| | |
Nos, de nous, par nous (exclusif). [Rajaonarimanana 1995]
|
| | |
à nous, notre; fait par nous (exclusif). [Hallanger 1974]
|
| Analogy | |
| |
|