Entry anay
Part of speech   pronoun [list]
Malagasy definition   Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay raha atao teny fameno: Nanasa anay idadatoa tamin'ny alahady,, na atao teny milaza tompon-javatra: Anay ny fandresena! [Rajemisa 1985]
English translation   Us, ours (but not yours); used as accusative or possessive plural of aho, or izaho. [Richardson 1885]
   us (exclusive - as object); ours [Hallanger 1973]
French translation   (excluant ceux à qui l'on parle). Nous, à nous. Aza mitora-bato anay: ne nous lancez pas des pierres. Anay ireo voankazo ireo: ces fruits sont à nous. Anay ny miambina anio alina: c'est à nous à faire la garde la nuit prochaine. Anay ho anay izany: c'est notre affaire. [Abinal 1888]
   Nous, à nous [Rajaonarimanana 1995]
   nous (exclusif - objet); nôtre. [Hallanger 1974]
Italian translation   noi, a noi [Profita 1969]
Analogy   ny anay ~ izahay ~ -nay, -ay

Updated on 2015/09/19