| Entry (1/2) | 1 bandro |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Jiolahy, mpangalatra sy mpandroba [1.1] |
| Examples |
4 Nanambady zazavavy iray hanao izay sitrako sy heveriko ho tsara aho, fa tsy hanao ny sitrapon-dray aman-dreniny, ka hitafa amin' ny bandro sy ny vehivavy janga!
[2.5#]
|
| Analogs | 5 androvo, jirika |
| Entry (2/2) | 6 bandro |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 gidro [Sihanaka]
[1.78] |
| Explanations in English |
9 Lake Alaotra bamboo lemur, alaotran gentle lemur (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233] 10 hapalémur du lac Alaotra (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233] |
| Explanations in French |
11 espèce de lémurien minuscule. [Tankarana]
[1.19] |
| All compound words | 12 bandrolahy |
| Vocabulary | 13 Zoology: mammals |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Tables and plates |
91 The Lemurs |
| Updated on 2025/10/08 |
|