Entry jirika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Varotra: Nanao jirika olona ny taloha [1.1]
Explanations in French Commerce, trafic en détail, vente d’esclave [1.3]
Derivatives 
Compound words 

Entry jirika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo
Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. [1.1]
Explanations in English A band of robbers [1.7]
Explanations in French Pillards qui vont par bande [1.3]
  [Tankarana] Brigandage en bandes. [1.19]
 Bande de pillards [1.8]
Examples Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [2.324]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/09/08