Entry amboanala (amboa, ala)
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [Rajemisa 1985]
English definition Generic name for lemurs. [Richardson 1885]
French definition  [Tankarana] sorte de lémurien [David 1952 (takila A)]
 lémur macaco [Rajemisa: Vakoka]
English definition indri (Indri indri) [Mittermeier: Lemurs]
French definition indri (Indri indri) [Mittermeier: Lemurs]
Vocabulary 
Scientific name Indri indri
Synonyms babakoto ~ endrina
Tables and plates The Lemurs

2017/03/10