Entry ito
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy  [Bara] Ity [1.78]
 Enti-manondro ny taona diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito
Indraindray koa ampiasain' ny mpanoratra mitovy amin' ny "itỳ" ny "ito", fa tsy miverina indroa, aloha sy aorian' ny anarana kosa izy [1.1]
Examples Hafa noho izay vokatra teo aloha no azo tamin' ito. [2.445]
Derivatives 
Compound words 
Tables and plates all the pronouns

Entry ito
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisarahana, fahatapahana [1.1]
Derivatives 

Entry ito
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo] Nom donné aux écorces de hafotra quand elles ont été battues et tressées pour faire des liens solides, ou taillées et filées pour être tissées. En Imerina, on dit plutôt hifi-tenona, surtout dans le dernier cas. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2022/05/02