|
|
|
|

Entry 1  maito
Root  2 ito
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 [Bara] tapaka, maty [1.78]
5 Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo [1.1]
6 tapaka [2.285#217]
Examples  7  Akosa izy raha sady manify no mora maito, toy ny fanjaitra. [1.357#]
8  Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#65]
Derivatives 
Active verbs :
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maito
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 atimo, maito, 13 maoty, 14 Matio, 15 matoy, 16 miato, 17 miota, 18 mitao, 19 mitoa, 20 moita, 21 tamio, 22 tamoy, 23 taomy

Updated on 2026/04/21