Entry ito
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition  [Bara] ity [Rakotosaona 1972]
 Enti-manondro ny taona diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito
¶ Indraindray koa ampiasain' ny mpanoratra mitovy amin' ny "itỳ" ny "ito", fa tsy miverina indroa, aloha sy aorian' ny anarana kosa izy [Rajemisa 1985]
Tables and plates all the pronouns

Entry ito
Part of speech noun
Malagasy definition Fisarahana, fahatapahana [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry ito
Part of speech noun
French definition  [Betsileo] Nom donné aux écorces de hafotra quand elles ont été battues et tressées pour faire des liens solides, ou taillées et filées pour être tissées. En Imerina, on dit plutôt hifi-tenona, surtout dans le dernier cas. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

2019/08/17