|
|
|
|

Entry1  izato
Root  2 ito
Part of speech  3  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ito" ihany: Tiako loatra izato tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izato" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izato tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izato izy?. [1.1]
Explanations in English  5 this near by (not in sight). [1.7]
Explanations in French  6 celui-ci, assez près (pas visible). [1.8]
Other spellings  7 izaty
All compound words  8 akory izato izy
Tables and plates  9  All the pronouns

Anagrams  10 azôty, 11 izato, 12 toazy, 13 zatoy

Updated on 2025/11/09