Entry ireto (ito)
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition Enti-manondro zavatra na olona maro mitovy halaviran-toerana lazaina amin' ny "ito" na "ity": Avoahy any ireto zaza ireto fa mitabataba [Rajemisa 1985]
English definition those, these. Plural of ito, which is obsolete except in compounds [Richardson 1885]
 these quite near (in sight) [Hallanger 1973]
French definition ceux-ci, celles-ci; ces [Abinal 1888]
 ceux-ci, tout près (visibles) [Hallanger 1974]
Tables and plates all the pronouns
Examples 
1Tsy nisy niteny ireto namany. [Rajaonarivelo: Bina, page 35]
2Ahoana re no nahazoana ireto vary ireto? [Callet: Tantara, page 297]
3Ho fahatsiarovana an' ireto ray aman-dreniko, izay samy efa nodimandry ireto [Ramamonjisoa: Lahabolana, page 5]

Updated on 2020/07/31