Entry isika
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Samy olombelona mety diso daholo isika.(Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1]
Explanations in English We, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [1.2]
 We (including those addressed) [1.7]
Explanations in French Nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3]
 Nous (inclusif) [1.5, 1.8]
Explanations in Italian Noi [1.18]
Compound words 
Titles Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona)
Analogs  antsika ~ -ntsika, -tsika
Tables and plates all the pronouns

Entry ïsika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] hira [1.78]
Synonyms hosika

Anagrams 

Updated on 2023/08/11