|
|
|
|

Entry (1/5)1  re
Part of speech  2  participle
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  31  [1.1] Heno: Renao ve izany vorona mihira izany?
Fantatra: Efa renao ny nialan-dRakoto.
Tsapan' ny fandrenesana, toy ny fanamboloana: Tsy reko izany fofona ao izany fa voan' ny sery aho; ny fandrenesana tsiron-kanina: Tsy reny akory ny hamamin' ny siramamy; ny fikasihana: Reko ny tsongo ataony ahy.
Tsaroana: Reko tsara loatra izany fahoriako
Explanations in English  32  [1.7] heard; perceived by the senses, as pain or smell
Explanations in French  33  [1.3, 1.8] entendu
34  [1.3] appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher
35  [1.8] perçu par le sens du toucher, l'odorat, du goûter
Examples  36  [2.606] Ho ren'olo ka ho maty aho.
37  [2.895] Avereno kely hoe ho reko tsara.
38  [2.472] Tsy nisy hitany na reny nanatona anefa
39  [2.470] reny tsara ny fiakatry ny fofon-jezika ary maharikoriko azy
40  [2.324] Taitra dia taitra izy, fa avy any ambony ilay zavatra reny, ka fantany fa tsy izy mianaka avy naka orana tary an-dohasaha ambany
Synonyms  41  reny
Proverbs  42  Proverbs containing the word re

Entry (2/5)43  re
Part of speech  44  particule [Full list]
All compound words 
Explanations in Malagasy  48  [1.1] Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny: Inona re no hataoko e; handeha sa hijanona?; ary amin' ny fehezanteny tsotra kosa raha mangataka mitalaho: Mifona re, tompoko, fa tsy hanao intsony aho
Examples  49  [2.324] Nahoana re no anton'izany?
50  [2.470] Aoka re, anaka.

Entry (3/5)51  ~re~
Part of speech  52  infix [Full list]
Explanations in French  53  [1.12] infixe qui sert à former le pluriel des pronoms-adjectifs démonstratifs: io -> ireo

Entry (4/5)54  re    
Part of speech  55  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  56  [1.1] Ny feo faharoa manarakaraka ny do amin' ny ambaratongam-peo fito amin' ny gama
Vocabulary  57  Music: (in general)
Analogs  58  do, mi, fa, sol, la, si
Illustrations 

Entry (5/5)59  Re    
Part of speech  60  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  61  [3.1] Singa mivaingana, faha-75 amin'ny fisokajiana miherina.
Explanations in English  62  [3.1] Rhenium.
Explanations in French  63  [3.1] Rhénium.
Vocabulary  64  Chemistry
Tables and plates  65  Periodic Table

Updated on 2025/08/10