Entry mahare (re)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   mafy: Ataovo maharè ny hira [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   (mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny mandre ihany saingy izy tsy manana fomba mandidy) Mandray amin' ny sofina ny feo avoakan' ny zavatra na biby na olona eo amin' ny manodidina: Marenina izy ka tsy mahare na inona na inona. / Mahalala noho ny filazan' ny olona: Nahare aho fa lasa any andafy ny zokinao
¶ Mahatsiaro: Nahare hatsiaka aoka izany aho aninaraina [Rajemisa 1985]
English translation   to hear; to be able to hear; to perceive by any of the five senses [Hallanger 1973]
French translation   entendre, apprendre ; percevoir par l'un des cinq sens (à l'exclusion de la vue) [Hallanger 1974]
Morphology  
mahare
nahare
hahare
Quotes  

Entry mahare
Part of speech   adjective
Malagasy definition   haingam-pandeha [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/05