| Entry | 1 mandre |
| Root | 2 re |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina
5 Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao 6 Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody 7 Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino, manongilan-tsofina, mampandry sofina, mihaino vilana, mitaino ilany, tailam-pandrenesana 8 Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsin-tadiny, mamono sofina, manary sioka, manao henoy izany ry hazon-damosiko!, mafy sofina, mafy tadiny, lalodalovana, donto sofina, domelina, karenina, marenina [1.1] |
| Explanations in English |
9 to hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell
[1.7] |
| Explanations in French |
10 entendre, apprendre, sentir
[1.3] 11 entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat [1.8] |
| Examples |
12 Tsy mandre mihitsy anie aho e!
[2.117#]
13 Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69#] 14 Faly aho raha mandre izany teninareo izany. [2.298#] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 19 Biology |
| Synonyms | 20 mahare |
| Combinations | 21 3 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Proverbs | 22 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/03/07 |
|