| Entry | 1 voromailala |
| Elementary words | 2vorona, 3mahay, 4lala |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 [voromahailala]
Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana) [1.1] 7 vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [1.62] |
| Explanations in English |
8 a dove, a pigeon [1.2] |
| Explanations in French |
9 [voromahailala]
pigeon, colombe [1.3] 10 pigeon [1.54] |
| Examples |
11 Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy.
[1.437#]
|
| Vocabulary | 12 Zoology: birds |
| Other spellings | 13voromahailala |
| Analogs | 14 domohina, 15 limohy, 16 pakatova |
| Article | 17Randzavola: voromailala ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/10/11 |
|