Entry vonjy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Avotra, fanalana amin' ny loza; fanampiana, fiantràna
¶ Famonjena kely na fahafaham-po kely mialoha
¶ Enti-milaza koa ny famoriam-bola sy famonjena ireo tratran' ny tsy fahampiana tampoka na voina [Rajemisa 1985]
English translation   help, rescue, salvation [Hallanger 1973]
French translation   aide, secours, salut [Hallanger 1974]
Examples   Angamba anefa ny fiarovan-tena vonjy poritra no nahatonga indrindra ny fandehan-javatra ho toy izany. [Andraina: Mitaraina, page 75]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Updated on 2013/04/05