| Entry | 1 mpamonjy |
| Root | 2 vonjy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo
5 Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|