Entry voavonjy (vonjy)
Part of speech past participle
French translation secouru, assisté, sauvé, où l'on s'est rendu [Abinal 1888]
Synonyms vinonjy
Examples 
1fa saiky loza raha tsy voavonjy. [Ramangamalefaka: Manaiky]
2Voavonjy tsy nampoizina anefa aho teto. [Andraina: I Vola]
3Misaotra anao, tompokolahy, fa voavonjy aloha ny aina. [Randriamiadanarivo: Sikajy]

Updated on 2020/09/05