| Entry | 1 vonjena |
| Root | 2 vonjy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Itondrana vonjy, alana amin' ny loza: Vonjeo haingana irỳ zaza irỳ fa nianjera
5 Aleha, hatonina: Vonjeo haingana ny Dokotera raha marary ianao 6 Ampiana: Novonjeny ny mahantra ary nampiantranoiny ny tsy manan-kialofana [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be helped, to be saved ; to be attended (of a meeting, etc.)
[1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on aide, qu'on secourt, qu'on sauve; (réunion) à laquelle on assiste
[1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/17 |
|