Entry famonjena (vonjy)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty andrano an' i Naivo
¶ Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto
¶ Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady [Rajemisa 1985]
English translation   help ; salvation [Hallanger 1973]
French translation   aide, secours ; salut [Hallanger 1974]
Articles  

Updated on 2017/06/29