| Entry | 1 vokisana |
| Root | 2 voky |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona?
5 Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra 6 Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be satisfied with food
8 to be subverted [1.7] |
| Explanations in French |
9 qu'on rassasie
10 qu'on incite à la révolte [1.8] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 15 sinavoka, 16 vokisana |
| Updated on 2025/11/13 |
|