Entry miatiaty (atiaty)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Feno tafahoatra (kibo)
¶ Enti-milaza famarana na sobika nofenoina zavatra ka efa avo loha: Feno miatiaty itỳ harona itỳ ka aoka iray [Rajemisa 1985]

Updated on 2013/04/15