Entry vily
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry vily
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] anaran-kazandrano kely madinika [Rakotosaona 1972]
   [Taimoro] Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Entry vily
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Mahafaly] voay [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  
Synonyms   fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ trimo ~ voae ~ voay

2014/02/13