Entry (1/2) | 1 family |
Root | 2 vily |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mamily Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany Azo avily [1.1] |
Explanations in French |
5 ce qu'on peut détourner, manière de détourner [1.3] |
Examples |
6 Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo!
[2.270#]
|
Entry (2/2) | 7 family
![]() |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in English |
9 fianakaviana, tarakaka karazana [1.17] |
Examples |
10 Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation.
[2.424#]
|
Morphology |
|
All compound words |
|
Anagrams | 13 family, 14 filima, 15 mifaly |
Updated on 2025/09/15 |
![]() |