Entry mivily (vily)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho
¶ Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity
¶ Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy
¶ Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny
¶ Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy [Rajemisa 1985]
English translation   to turn aside, to go astray [Hallanger 1973]
French translation   se détourner du chemin s'égarer [Hallanger 1974]
Morphology  
mivily
nivily
hivily
mivilia
Quotes  

Updated on 2012/09/25