| Entry | 1 familiana | 
| Root | 2 vily | 
| Part of speech | 3 noun | 
| Explanations in Malagasy | 4   Fampandehanana amin' ny lalan-kafa fa tsy amin' ny hitsiny teo aloha; fampivionana; fanolahana [1.1] | 
| Explanations in French | 5   dérivation [1.13] 6 volant de direction [1.13] | 
| Examples | 7   Ety amin' ny familiana avokoa!
[2.471#] 8 Nasiany fingotra ny kodiarany ary nataony boribory tsara koa ny familiana. [2.332#] | 
| All compound words | 9 2 combinations of this word | 
| Vocabulary | 10 Physics | 
| Anagrams | 11 familiana, 12 lafi-maina | 
| Updated on 2025/10/08 |   |