|
|
|
|

Entry1  mamily
Root  2  vily
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mampandeha amin' ny lalankafa tsy amin' ny hitsiny teo aloha: Mamily bisikileta
Mampibirioka, mampiviona: Ny fahazaran-dratsy no namily azy ho any amin' ny lalan' ny fahaverezana
Manolaka: Mamily ny hevitry ny teny iray [1.1]
Explanations in English  5  to turn aside [1.2#758, 1.7]
6  to cause to deviate from a straight course [1.2#758]
7  to cause to deviate; to steer [1.7]
Explanations in French  8  détourner, faire dévier [1.3#833, 1.8, 1.5#331]
9  rejeter, égarer [1.3#833]
10  diriger ou conduire [1.8]
11  conduire une voiture [1.5#331]
Examples  12  ary izay maniry hanan-karena dia mamily ny masony. [2.996#28.27.1]
13  hoy Ihary namily ny resaka mba tsy hitohizan' ny hadrohadro [2.529#68]
14  hoy ilay tovolahy namily ny lakany hanatona ny nosy [2.5#16]
15  Raha misy manakely ny làlana, na mamily azy, dia sazina omby dimy. [1.123#]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :

Updated on 2025/09/12