Entry valy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana
¶ Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay voiiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao
¶ Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao
¶ Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [Rajemisa 1985]
Derivations  
Morphology  
valy
valiko
valinao
valiny
valintsika
valinay
valinareo
valin'
valin-
valim-
-baly
-baliko
-balinao
-baliny
-balintsika
-balinay
-balinareo
-balin'
-balin-
-balim-
Synonyms   famerenana ~ setry ~ tsimbalivaly
Compound words, titles, names  

Entry valy
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] vady [Rakotosaona 1972]

Updated on 2015/03/08