Entry | 1 famaly |
Root | 2 valy |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mamaly Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny [1.1] |
Explanations in French |
5 ce qu'on peut répondre manière de répondre [1.3] |
Examples |
6 Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando
[2.324]
|
Morphology |
|
Anagrams | 9 famaly, 10 filama, 11 mafy la |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |