| Entry | 1 tsimbalivaly |
| Root | 2 valy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Valim-bonoana [1.1#989] 5 Teny ilazana fa misy ny valiny na setriny daholo izay atao: Tsimbalivaly ny fiainana [1.1] |
| Examples |
6 Ary tsarovy farany indrindra fa tsimbalivaly.
[2.285#]
7 Tsy azo sarahina amin'ny rafitry ny toekarena sy rafi-pitondrana mantsy ny rafi-pisainana, fa misy fifandraisana tsimbalivaly amin' izy telo tonta. [2.606#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|