|
|
|
|

Entry (1/2)1  vinaly
Root  2 valy
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4 (misy tsofoka in) Voavaly, valiana, omena valiny: Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha amin' izao izy ~ Raha tsy vinaliko ny soa nataonao, ho valian' Andriamanitra [1.1]
Explanations in French  5 à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille [1.3#806]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9 voavaly

Entry (2/2)10  viñaly
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12 renianaka [Tambahoaka] [1.78]

Anagrams  13 valiny, 14 vilany, 15 vilina, vinaly, viñaly, 16 vinila

Updated on 2025/12/13