Entry voavaly (valy)
Part of speech past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille [1.3]
Examples 
1Kanefa, hoy ianao, hita fa tsy voavaly [2.296]
2Tahaka ny voavaly bontana sahady ny fanesoan' ireo tovovavy mitady hifaninana aminy. [2.470]
Synonyms vinaly

Anagrams 

Updated on 2023/01/20