|
|
|
|

Entry (1/2)1 noho
Part of speech  2 conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Azon' ny: Reraka izy noho ny ratra nahazo azy
Teny entina mampitaha zavatra roa ka ilay eo aorianany milaza ny zavatra fototry ny fampitahana: Ilaina noho ny volamena ny vy ~ Mamy ny akondro noho ny voasary
Enti-milaza antony anaovan-javatra, satria: Noho ianao m' ividy boky betsaka, dia ahenako ny vidin' ny tsirairay [1.1]
Explanations in English  4 rather, than; on account of; because. It is also used in the comparison of adjectives, as a sign of the comparative degree, and is sometimes preceded by kokoa. [1.2]
5 on account of, because of; more than, rather than [1.7]
Explanations in French  6 à cause de; plus que; plutôt que [1.8]
7 comme; noho est suivi immediatement du sujet du verbe: Noho ianao nandiso fotoana, dia tsy hahazo valisoa ianao (Comme vous n'êtes pas venu à l'heure exacte, vous n'aurez pas de récompense) [1.12]
Examples  8 Maty noho ny sitrapoko mantsy Ilay, hoy indray ny teniny, sady vonto sy ontsa indray izy [2.324]
9 Very noho ny tahotra ny antsipika nony lany ireo vato natoraka [2.470]
10 noho ny hangezan'ny nosy onenany va re no tsy ahatsapan'ny Malagasy firy fa Antanosy izy [2.471]
Analogs  11 satria
All compound words  1212 combinations of this word

Entry (2/2)13 no ho
Part of speech  14 locution
Explanations in English  15 implies motion towards [1.2#452]
Explanations in French  16 marque un point de départ, et signifie; depuis... jusqu’à... : Hatramin’ ny folo no ho miakatra (Depuis dix en montant) ~ Hatramin’ ny folo no ho midina (Depuis dix en descendant) ~ Hatrany no ho mankaty (Depuis là-bas jusqu’ici) [1.3#454]
All compound words  176 combinations of this word

Anagrams  18 hono, 19 noho, no ho

Updated on 2025/11/03