Entry tsy akory (tsy, akory)
Part of speech expression
Malagasy definition fanamafisana bebe kokoa ny fandavana: Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory [Rajemisa 1985]

Entry tsy ... akory (tsy, akory)
Part of speech expression
Malagasy definition tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao [Rajemisa 1985]
English definition not at all, by no means, on no account [Richardson 1885]
French definition pas du tout [Hallanger 1974]
 ne ... guère [Rajaonarimanana 1995]
Examples 
1tsy misy iraisany akory. [Rabemolaly: Fary, page 244]
2Hay tsy matory akory ise! [Rajaonarivelo: Bina, page 49]
3Tsy tahotra akory fa toetra. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 131]

2017/04/05