Entry akory
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Manao ahoana!, Salama! (fiarahabana): Akory kae (ahoana? , nahoana?) [Betsileo] [Rakotosaona 1972]
   Fanontaniana toetoe-javatra: Akory ianao: manao ahoana ianao? [Rajemisa 1985]
English translation   how! How great! as, akory lahy ny fahabetsahan' ny olona! How numerous are the people! [Richardson 1885]
   how is that? [Hallanger 1973]
French translation   comment? combien!
¶ akory ianao? comment allez-vous? [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/04/05