| Entry | 1 tsy hita ny vazan' aina akory |
| Elementary words | 2 tsy, 3 hita, 4 tsy ... akory, 5 vazana, 6 aina |
| Part of speech | 7 locution |
| Explanations in Malagasy |
8 enti-milaza zavatra hanina bitika kely ka zara raha tsaroan' ny aina [1.1] |
| Updated on 2025/10/11 |
|