| Entry | 1 atsangana |
| Root | 2 tsangana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Arenina amin' ny haavony, tsy avela handry: Atsangano io barika io.
5 Aseho ka apetaka eny amin' ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena. 6 Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M. [1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 11 3 combinations of this word |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/09 |
|