|
|
|
|

Entry1  fitsanganana
Root  2 tsangana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiaingana mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Tsy ampy rankizy, ny fitsanganana rehefa misy lehibe miditra fa tsy maintsy miarahaba koa
5 Fijoroana: Matory am-pitsanganana ity zaza ity
6 Fisehoana, fitoloran-tena: Ilana herimpo ny fitsanganana ho vavolombelona [1.1]

Updated on 2025/09/12