|
|
|
|

Entry 1  mitono
Root  2 tono
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, manatsatsika amin' ny afo: Mitono hena. [1.1]
5 manatsatsika, manasaly, mandoro [1.13]
Explanations in English  6 to broil [1.7]
Explanations in French  7 griller au feu [1.8]
8 griller [1.13]
Examples  9  mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470#14]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Combinations  14  5 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07