Entry tonotono (tono)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tonotono io zaza io
¶ Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka [Rajemisa 1985]
Quotes  

Entry toñotoño
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] toetra [Rakotosaona 1972]

2012/09/20