| Entry | 1 fitonoana |
| Root | 2 tono |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanamasahana zavatra, indrindra ny hena, amin' ny fanaovana azy eo ambony lelafo na ao anaty lavenona; fanatsatsihana
[1.1] |
| Anagrams | 5 fionotana, fitonoana, 6 fotoanina |
| Updated on 2025/09/12 |
|