Entry matoky (toky)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy
¶ Mametraka fianteherana, fitokiana amy...: Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao intsony aho
¶ Mino: Natoky ny filazany aho ka dia nandeha
¶ Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] mino [Rakotosaona 1972]
Morphology 
matoky
natoky
hatoky
matokia, matokisa
Quotes 

2012/10/06