| Entry (1/2) | 1 fitokiana |
| Root | 2 toky |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an' Andriamanitra lalandava
5 Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny 6 Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin' ny haren' ny tany [1.1] |
| Entry (2/2) | 7 fitokiana |
| Root | 8 toky |
| Part of speech | 9 noun |
| Explanations in Malagasy |
10 Famosaviana, famorehana
[1.1] |
| Anagrams | 11 fitaonika, fitokiana, 12 taifinoka |
| Updated on 2025/09/12 |
|