Entry mitoky (toky)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   mametraka fanantenana: Tsy hitoky amin' olona mpamitaka toa anao na oviana na oviana aho
¶ miankina, miantehitra: Aza mitoky amin' ny fahaizan' ny tena [Rajemisa 1985]
French definition   avoir confiance ne, se confier à, compter sur: Aza mitoky amin' io lehilahy io (N'ayez pas confiance en cet homme, défiez-vous de cet homme) ~ Aza mitoky amin' ny haren' ny tany (Ne comptez pas sur les richesses de ce monde) [Abinal 1888]
Examples   Ary mbola mitoky ny sampy ny olona monina any; [Callet: Tantara, page 612]
Morphology  
mitoky
nitoky
hitoky
mitokia

Entry mitoky (toky)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] maminany (ombiasa) [Rakotosaona 1972]
   Mamosavy, mamorika [Rajemisa 1985]
French definition   ensorceler [Abinal 1888]
Morphology  
mitoky
nitoky
hitoky
mitokia

2016/03/30