|
|
|
|

Entry (1/4)1  tohana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zava-miaro tsy hianjera: Asivo tohana ity rindrina ity sao mianjera
Andry iankinana, fiankinana, kiady: Izy no tohan' ny fianakaviany [1.1]
Explanations in English  4  a support, a prop [1.7]
Explanations in French  5  support, soutien [1.3, 1.8]
6  étai, appui, pilier, tuteur, pièce servant de contrefort, les chevalets du valiha, du violon
figuré: opposition, assistance, secours, protection, défense [1.3]
Examples  7  fa raha ataonao tsara tohana ireny, tsy mba haniry haolo ianao. [2.298#53]
8  Nahazo tohana betsaka tamin' ireo Zanamalata (na metisy) namany koa izy. [2.508#253]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  23  10 combinations of tohana

Entry (2/4)24  tohana
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  Tsy fivalanana [1.1]

Entry (3/4)27  tohana
Part of speech  28  noun
Explanations in Malagasy  29  tohotra, nonon'omby [Tambahoaka] [1.78]

Entry (4/4)30  tòhaña
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32  fefy [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  33 ahanto, 34 hantao, 35 hatona, 36 hotana, 37 tahona, 38 tanaho, 39 tòhaña, tohana

Updated on 2025/09/20