|
|
|
|

Entry1  fitohanana
Root  2 tohana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho an' ny zazakely
5 Fiankinana: Asivy fitohanana itỳ zanakazo itỳ fa mita hitolefika [1.1#355]
Explanations in French  6 L’action de s'appuyer sur, l'étai, l’aide, le lieu, le motif [1.3#709]

Anagrams  7 fiantohana, fitohanana, 8 ifantohana

Updated on 2025/09/12