| Entry | 1 fanohanana |
| Root | 2 tohana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanasiana tohana, zavatra hiaro tsy hirona: Ho sarotra ny fanohanana io tamboho io tsy hianjera.
5 Fanakanana, fanoherana: Saika hovidiko io tany io, saingy nisy nanao fanohanana. 6 Fanampiana, famonjena: Tsy vita itỳ sekoly itỳ raha tsy nisy ny fanohanan' ny zanaka am-pielezana. [1.1] |
| Anagrams | 7 fanahonana, 8 fanohanana, 9 fanonahana |
| Updated on 2025/09/12 |
|