|
|
|
|

Entry1  tohanana
Root  2 tohana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy
5 Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina
6 Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra?
7 Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena.
8 Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony [1.1]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 ahantona, 15 tananaho, tohanana

Updated on 2025/11/02