|
|
|
|

Entry (1/2)1  famangiana
Root  2 vangy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 fitsidihana; fitsapana alahelo, fanaladiana [1.1]
5 fitsidihana havana, namana, toerana: Aza hadinoina ny famangiana ny any an-tanàna [1.62#274]
Explanations in English  6 a visit [1.7#17]
Explanations in French  7 l'action de visiter, la visite, la cause [1.3#809]
8 visite [1.5#322]
Examples  9  Koa rehefa vita ny famangiana dia mody. [2.366]
10  Vitsy ihany tao anatin' ny taona iray ny famangiana na fanasana toy ireny. [2.356]

Entry (2/2)11  famangiana
Root  12 vangy
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14 vola entina mamangy: Ohatrinona ny famangiana hataontsika? [1.1]
15 fitsapana alahelo an' ireo tra-pahoriana na tra-boina na mana-manjo ho mari-piaraha-miory:
16 Rahampitso ny mpifanolo-bodirindrina no hanao ny famangiana [1.62#274]
Explanations in French  17 les cadeaux de visite [1.3#809]
18 cadeaux à l'occasion d'une visite [1.5#322]
Examples  19  Ny manan-kaja teto an-tanàna dia samy nidodododo hamangy azy sady nitondra famangiana : ondry, vorombe. [2.649]

Updated on 2025/11/17