| Entry (1/2) | 1 mitety |
| Root | 2 tety |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandeha manitsaka toerana maro: Mitety faritany maro
5 Mamisavisa, milaza tsirairay: Mitety razana [1.1] |
| Examples |
6 mitety ireo faritra rehetra ireo mpitory.
[2.445#]
|
| Morphology |
|
| Combinations | 11 7 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Entry (2/2) | 12 mitety |
| Part of speech | 13 active verb |
| Explanations in Malagasy |
14 [Antesaka] mamangy
[1.78] |
| Combinations | 15 fary mitety reny |
| Updated on 2026/02/26 |
|